Petro Porochenko
Apparence
Petro Porochenko
| |||
Ankapobeny | |||
Anarana | Petro Porochenko | ||
Teraka | 25 septembra 1965 | ||
Fiaviana sy ny andraikitra | |||
Firenena | ![]() | ||
Asa : | |||
Fiainana manokana | |||
![](https://cdn.statically.io/img/upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/3/3f/Official_portrait_of_Petro_Poroshenko.jpg/220px-Official_portrait_of_Petro_Poroshenko.jpg)
I Petro Oleksiovytch Porochenko dia mpanao pôlitika okrainiana, filohan' i Okraina, teraka tamin' ny 26 Septambra 1965 (Bolhrad). Atao hoe Петро Олексійович Порошенко izy amin' ny teny okrainiana. Izy no filohan' i Okraina tamin' ny 7 Jona 2014 ka hatramin' ny 20 Mey 2019.
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]Rohy ivelany
[hanova | hanova ny fango]- Ao amin'i: [1]